Setiap anak pulau-pulau
Ada daya tersendiri
Yang juga ada padamu
Kebaggaan pulau ini
Kutahu engkau bersedih
Tapi jangan putus asa
Tak lama lagi cahayamu
Akan menyala
Ingatkanlah sejarahmu
Sejarah keluargamu
Tiada yang bisa membuang
Kekuatan suara hatimu
Dengarlah ia berbisik
Ny Aina, dengarlah
Ny Aina, siapa kau sebenarnya
Iza marina ary aho?
Izaho izay nirahin'ny rano
Handao iny nosiko iny
Izay mihantso ahy
Miantso avokoa ny havako maro
Avy any atsimo, eran-tany
Miantso ahy izy
Na dia adinoko indraindray
Ny maha-izy azy ahy
Tsy mety maty ato am-poko ilay
Feo miantso ahy
Izahay, izay maro nefa iray
No maha ahy ahy
Yang ikuti laut
Dekat, tapi jauh
Tsy ho faty izay miaina ato
Mampatsiaro ahy
Kamu yang memanggilkan namaku
Ny Aina aho